Teny iditra |
kibay
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Langilangy fohy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A cudgel, so called, it is said, because it wounds [1.2]
|
| A cudgel, a club, a stick [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Bâton. [1.19]
|
| Bâton [1.8]
|
Tovy hevitra | |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
kibay
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vay ratsy mahavoa ny ankasarotana vokatry ny tety [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Abcès syphilitique [1.54]
|
Voambolana |
Mpanahaka |
baivonto ~
kifongo ~
vaivonto |
|