Teny iditra kibango
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Kitapo fasiana firavaka sarobidy fitondra mandeha [1.1]

Teny iditra kibango
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tehina hazo be
Hazo misy kofehy atao a min'ny vozon'ny biby sasantsasany mba hanelingelina azy, toy ny alika izany, na ny akoho tsy tiana hikotrika, na ny omby maditra [1.1]

Teny iditra kibango
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Syphilis. [1.19]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31