Teny iditra keo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Morceau de boeuf (peau) rôti à la hâte. [1.19]
Voambolana 

Teny iditra keo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Fahavoazana noho ny ratsy natao [1.78]

Teny iditra keo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Tofoka, maty fo [1.78]
  [Tanala] Leo, tofoka: tsy mba leon-javatra: tsy ba keon-draha adala, ondrakondranina [1.78]

Teny iditra keo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Loza [1.78]

Teny iditra keo (keky)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana keky [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31