Teny iditra kelimasesy
Singan-teny kely ; masesy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Peu à la fois mais souvent, comme quand on tisse [1.3]

Teny iditra kelimasesy
Singan-teny kely ; masesy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Karazana voatavo izay kely dia kely ny voany. (Ny niavian' ny anarany dia toy izao: raha entin' ny olona mantsaka io voany io dia voatery miverimberina matetika misesy izy vao mahafeno sinibe) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Petite courge à laquelle on adapte un manche pour puisscr le l’eau [1.3]
  [Betsileo] (de masesy : peu à la fois mais souvent, de façon répétée). Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae). Variété de courge-calebasse à très petits fruits : on leur adapte un long manche et ils servent pour puiser l'eau dans les trous quand elle se fait rare, à la saison sèche. C'est pourquoi il faut répéter souvent ce geste. [1.196]
Anarana siantifika Lagenaria siceraria
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30