Teny iditra | kasika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandalovan' ny tanana mihelina eo amin' ny zavatra iray [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de toucher, d'effleurer Action de fréquenter [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Teny iditra | kasika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Tangente [1.13] | |||||||||||||||
Voambolana | Matematika: rafitsary | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | kasika, kisaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |