Teny iditra kardinaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Eveka na indraindray koa aza Pretra, voatendrin' ny Papa hiara-mitondra aminy ny Eglizy, ary mifidy sady azo fidina ho Papa [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: cardinal.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31