Entrée karatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin' ny lanonana na fiara andoavam-bola, izay manamarina fa efa nahaloa vola ny tena: Efapola ariary ny karatra fidirana amin' ity rindran-kira ~ Roanjato ariary ny kara-tsaran-dalana mankany Toamasina [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a card, a ticket [Hallanger 1973]
Explications en français carte d'entrée, billet [Hallanger 1974]
Synonymes bie

Entrée karatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin' ny fanjakana
Mitovy hevitra: hajia ~ hetra ~ isam-pangady ~ tongoamihonkona ~ vodihena [Rajemisa 1985]
Origine Français: carte.
Mots composés, titres, noms 
Analogues  karamanga

Entrée karatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes karatra filalaovana
Mots composés, titres, noms 
Analogues  joro ~ lalitra ~ tangontsotrobe ~ samamena
Illustrations 

Mis à jour le 2021/12/03