Teny iditra karaoty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' anambazaha misy vodiny menamena lavalava izay fanao laoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (du français « carotte »). Plante potagère bien connue, originaire de région méditerranéenne. C'est de tous les légumes européens celui que les Malgaches ont le mieux adopté. Daucus sativus (Hoffm.) Röhl. ex Pass. (Apiaceae). [1.196]
Fanazavàna teny anglisy [ karaoty, karoty ] A carrot [1.7]
Anarana siantifika Daucus sativus
Ohatra 
1Hita amy ny Fary sy ny Karaoty indrindra izy, nefa rnisy koa amy ny Voalohoka sy ny Feso, ete. [1.357]
2Raha misy, mba anafaro fitotoananana aho, fa mandany fotoana be loatra ny mitetika ovy na karaoty. [2.332]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: carotte.
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/04