Teny iditra | kapaoty | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-pitafiana lava atao aro ivelany amin' ny orana na ny hatsiaka [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A cloak [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Capote, manteau [1.8] | |||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |||
Sampanteny |
| |||
Ny fihaviany | Frantsay: capote. | |||
Fivaditsoratra | ati-pako, kapaoty, poakaty, tapiôkà |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |