Teny iditra kantsana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feon-java-maranitra rehefa andidiana na anapahana; fanapahana na fandidiana tsy misy mitazona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le bruit que font les instruments tranchants, lorsqu'on s'en sert pour couper; l'action de couper, de trancher net [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra kantsana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra maivana dia maivana noho izy tena maina [1.1]

Teny iditra kantsana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tapaka tsipika izay mifarana toa voakantsana ny ilany sy ilany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Segment [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17