Teny iditra kamory (vory)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rano mihandrona ao amin' ny toerana iray, ka kelikely kokoa noho ny farihy fa lehibe kosa miolotra amin' ny dobo [1.1]
 Velaran-drano mihandrona tsy dia lehibe loatra vita-nanahary na namboarina; antsoina koa hoe matsabory [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A pond or reservoir [1.7]
Fanazavàna teny frantsay étang [1.3, 1.13]
 Bassin, réservoir [1.3, 1.8]
  [Tankarana] Petit lac. [1.19]
Ohatra 
1Ombieny ombieny, zary lalana ny fefiloha mampisaraka ny ony amin' ny tanimbary, ny tanimbary amin' ny heniheny sy ny kamory lehibe sy kely. [2.470]
2Tao Alaotra no tena nonenany, nefa ny faritra rehetra manodidina ka nisy kamory na heniheny, nahitana azy daholo. [2.472]
Voambolana 
Kamban-teny 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03