Teny iditra | kambontsinay | |
Singan-teny | kambo ; tsinay | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Kambo lavalava mivohitra eo amin' ny tendron' ny tsinaibe, izay poaka aty ka ifatraran' ny zavajavatra madinika ary mety hiteraka fanaintainana mafy; ny fanesorana azy no tokony hatao amin' izay [1.1] | |
Ohatra | Mitranga izany raha toa ka rovitra na miolana ny kambontsinay na faritra hafa amin'ny tsinay.
[2.424] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/11 |