Teny iditra kambiaoma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faritra mampitombo ny vatan-kazo, anelanelan' ny tapotsiny sy ny hodi-maleminy [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: cambium.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31