Teny iditra kambanteny
Singan-teny kambana ; teny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny roa na mihoatra nakambana hilazana hevitra na sokazin-javatra iray: Valalatsimandadiharona, viliantsahona [1.1]
 [ kamban-teny ] Teny avy amin' ny teny vitsivitsy nakambana: viliantsahona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Mots composés [1.5]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08