Teny iditra |
kamarabe
|
Singan-teny | kamara ; be |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anarana ilazana ny tanavavy rehefa antitrantitra, ka masiaka velona izy amin' izay [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Femelle de caméléon [2.415]
|
Voambolana |
Mpanahaka |
kamaitso ~
kamora ~
soamarandrana ~
tanavavy |
|
Teny iditra |
kamarabe
|
Singan-teny | kamara ; be |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Se disait des épouses méchantes [2.415]
|
Ohatra | ny zana-kamarabe no saro-po, ary ny tanambary tsy mahomby loatra.
[1.437]
|
|