Teny iditra jaketra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Palitao be mibikam-boangory, lava rambo, fitondra mianjaika amin' ny lanonana na fivoriana malaza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Jaquette [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31