Teny iditra | iraizodafy | |
Singan-teny | iray ; zo- (zotra) ; lafy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Efadafy manana lafy roa iraizotra. Fototra no ilazana ireo lafy iraizotra ireo [1.1] | |
Voambolana | Matematika: rafitsary | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27 |