Teny iditra irainjehy
Singan-teny iray ; zehy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy One span, about 20 cm [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Un empan, environ 20 cm [3.1]
Ohatra Koa raha hatao indray miseho daholo ireo fandrefesana miankina amin' ny zehy, dia toy izao araka ny filaharany:
ampandraofana antsasa-jehy na voatondro 6
zehy irainjehy 12
ampanjatoaria na ampiravahana irainjehy sy sasany na voatondro 18
hakiho roanjehy 24
hamaton-tsandry roanjehy sy sasany 30
tovo-tsandry : telonjehy 36
ampamelomantokana : telonjehy sy sasany 42
mamakitratra : efajehy 48
ampamelomandroa : efajehy sy sasany 54
manindao : diminjehy 60
[2.436]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05