Teny iditra iraimbilanja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-bola izay ampahadimin' ny ariary na ilavoamena folo ny sandany: Iraimbilanja telo no sikajy dimy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy One franc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Un franc [1.8]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31