Teny iditra hovotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihontsonkontsonana na fiezinezenana mafy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de remuer, secouer, donner des secousses [1.196]
Ohatra lehibe ny tahotra sy ny hovotra nanjo anay tamin'izany andro izany, satria efa niala tamin'Andtra fa efa niozona; [2.59]
Sampanteny 
Tovy hevitra hovotrovotra

Teny iditra hovotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Plante tinctoriale non identifiée. La plante est réduite en menus fragments qu'on crible sur une sorte de tamis. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27