Teny iditra horintsina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahatsiarovana ohatra ny misy zavatra mitsoriaka na manaikitraikitra ny nofo aman-kozatra any anaty any; feo maranitra sady avo izay manindrontsindronamafy ny sofina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Douleur piquante mais interne [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13