Teny iditra hitsikitsika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-borona salasalany, mivolon-takatra sady mainty ny volony, 30 sm ny halavany ary mivelona amin' ny nofom-biby madinika sy ny bibikely (Tinnunculus) -- Mahafinaritra jerena ny fanidin' ny hitsikitsika rehefa misonenika izay izy, ka nahatonga ny hiran' ny ankizy hoe: Mandihiza, Rahitsikitsika, hianaranay raha fararano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Crécerelle [1.54]
 Crécelle malgache, oiseau de bon augure, qui porte bonheur [1.196]
Anarana siantifika Tinnunculus
Ohatra Dia nisy hitsikitsika nisakana azy. [2.69]
Voambolana 
Tovy hevitra ihitsikitsika ~ ikitiky ~ kitsikitsika
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra hitsikitsika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo lehibe mafy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina] (Nom général de rhodocolea : Rhodocolea racemosa (Lam.) H.Perrier et Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Fruits comestibles, acidulés. [1.196]
Anarana siantifika Rhodocolea racemosa, Rhodocolea telfairiae
Voambolana 
Mpanahaka  hitsika

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30