Teny iditra hirigirika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Marika na tomboka kely atao amin' ny vy maranitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A small mark or point [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Point, petite marque [1.8]
Ohatra Rindrina tsy misy hirigirika no fefy manodidina ny fiainako. [2.529]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra

Teny iditra hirigirika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bezanozano, Tanala] (de girikirika : difficultés pour uriner chez les jeunes enfants). Dombeya biumbellata var. villosistyla Arènes (Malvaceae). L'infusion des fleurs est administrée aux jeunes enfants qui ont des difficultés pour uriner. Encore appelé hafotrahirigirika ou hafotrahirika par corruption du premier de ces noms. [1.196]
Anarana siantifika Dombeya biumbellata var. villosistyla
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/26