Teny iditra helo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mivezika [1.78]
 Zavatra miserantserana sy manakontakona avy eo ambony loha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Hovering, wavering, as something above a window. See helana, hero-hero. [1.2]
Sampanteny 
Tovy hevitra helohelo

Teny iditra helo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toerana any amin' ny fiainan-tsy hita inoan' ny mpivavaka kristianina ho fitoeran' ireo ratsy fanahy teto an-tany ka ijaliany amin' ny tsy fahitany an' Andriamanitra; afobe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Hell [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'enfer [1.8]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: hell.
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30