Teny iditra | hasikary | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Landihazo mora folesina [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Bara] (de hasy : nom du coton ; et hary dans le sens de richesse ; produit de valeur) Nom donné au coton facile à filer, à travailler. Ce nom s'oppose à hasikitoky. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Fivaditsoratra | harisika, hasikary, hasirika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |