Teny iditra hanoanana (noana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona tsy nihinan-tsakafo efa elaela ka mahatsiaro mangebaka ny kibony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Hunger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La faim [1.3, 1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra fahanoanana
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20