Teny iditra haitianina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny andilantanin' i Haïti anelanelan' i Amerika avaratra sy atsimo
Momba an' i Haïti, an' i Haïti na avy any Haïti [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Haitian [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Haïtien, haïtienne [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: haïtien.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31