Teny iditra haga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Satroka be sofina: Mihelakelaka diakoa haga rota (Mihofahoa toa satro-drovitra) [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A hat with a brim. (Prov.) [1.2]
Sampanteny 

Teny iditra ha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Angano, zavatra tsinontsinona: Tsy milaza afa-tsy haga Rangahy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An amusing tale, a fable, a fiction, a figment. See angano, arira, tantara, hatsikana. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Conte, sornettes [1.54]
Voambolana 
Mpanahaka  anjabobo ~ angano ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31