Teny iditra granita
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vato vandana mainty [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Granit [1.13]
Ohatra 
1Ny fanambanin' ny havoana dia vatolampy granita vaky. [2.649]
2kraomita any Andriamena, manjarano any amin' ny morontsiraka Atsinanana sy manodidina an' i Moramanga, marbra sy granita any Ambatofinandrahana, tsy tenenina ny toerana fitrandraham-bato maro manakaiky ny renivohitra amina fepetra heverin' ny maro fa mampisalasala. [4.27]
Voambolana 
Tovy hevitra vatomainty ~ vatorano
Mpanahaka  granitika

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02