Teny iditra gila
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Jamba (Gila maso) [1.78]
  [Sihanaka] Simba maso anila [1.78]
  [Tanala] Jila (maso) njola [1.78]
 Tsy mahitsy fijery, njola: Gila maso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy White-eyed; blind. (Prov.) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Aveugle. [1.19]
Voambolana 

Teny iditra gila
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Lalankely, lalana mahety fandalovan'ny lambo any an'ala [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31