Teny iditra | ganagana | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny tendrom-bavany ambony; fiantsoana io vorona io [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A duck A word used in calling ducks. See vorombazaha [1.2] | |||||||||
[French cane] a tame duck [1.7] | ||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Canard domestique [1.54] | |||||||||
[français cane] cane, canard domestique [1.8] | ||||||||||
Voambolana | Haibiby: vorona | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
| ||||||||||
Tovy hevitra | vorombazaha | |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ganagana io | |||||||||
Sary | ||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |