Teny iditra foi-kazo
Singan-teny foitra ; hazo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tonon' ny hazo izay miforona eo amin' ny toerana nisy rantsana tapaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [hazo, a tree.] A knot in wood. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Cicatrice en relief sur certains troncs lisses à l'endroit où se détache une branche caduque ; par extension, noeud [1.196]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18