Teny iditra |
fivalanana
(valana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandehanana an-dakana manaraka ny rano mandeha midina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The descent of a river [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Le cours d’une rivière [1.3]
|
Tohi-kevitra |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
anava |
|
Teny iditra |
fivalanana
(valana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fangerena, na koa ny faikan' ny sakafo izay avoakan' ny zavamananaina avy amin' ny tsinainy
[1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Lieux d'aisance, purge, excréments [1.3]
|
| [Betsileo, Merina]
(racine valana : écoulement rapide de liquide). Nom poli des excréments, selles (les noms vulgaires sont diky et
tay). S'emploie aussi dans le sens de purge, produit purgatif. (voir
fampivalanana, plus correct).
[1.196]
|
Ohatra | Tazo sy ny fivalanana no aretina tena mamely azy ireo.
[2.445]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|