Teny iditra fitenim-paritra
Singan-teny fiteny ; faritra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady [1.1]
 Fomba itenenana ny tenim-pirenena iray miovaova araka ny faritra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Parler régional [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra fitenim-paritany

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12