Teny iditra | firaika (raika) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra miraika, mirona, mitongilana [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Pente, inclinaison [1.13] | |||
Ohatra | Fo aman-tsaina samihafa firaika - na samy fo aman-tsaina mitovy fiandohàna sy fiafaràna aza - ny an' ny firenena atsy sy aroa.
[2.296] | |||
Voambolana | Matematika: rafitsary | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | firaika, firiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09 |