Teny iditra finlandey
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy [ failandey ] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Failandy: i Helsinki no renivohitry ny Failandey
Mikasika an' i Failandy, an' i Failandy na avy any Failandy: Fanamboarana koba fanaovan-taratasy no orinasa failandey malaza indrindra [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  Finlandy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31