Teny iditra filao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo avo mahitsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Betsimisaraka] A tree. Casuarina equisetifolia, Forst. Same as fiofio [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] fiofio [1.19]
  [Betsimisaraka] Casuarina equisetifolia L. (Casuarinaceae). Arbre appelé akao en sakalava (nom oublié). Bois utilisé en charpenterie de marine : mâts de pirogues.
[Betsileo, Merina] Autre espèce introduite et cultivée comme arbre d'alignement : Casuarina cunninghamiana Miq. (Casuarinaceae). [1.196]
Anarana siantifika Casuarina cunninghamiana, Casuarina equisetifolia
Ohatra 
1Filao avobe mirijarija no manamorona ny arabe izay mandalo terý avaratra. [2.356]
2Injany anefa any ho any, mitopy moramora avy atsinanana, mampiraidraika ny tendron' ny filao : tsiodrivotra kely mangatsiatsiaka. [2.499]
Voambolana 
Tovy hevitra fiofio
Ny fihaviany Frantsay: filao.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31