Teny iditra fihirifana (hirika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faritra amin' ny ilan' ny loha an-daniny sy andaniny avy, voafaritry ny maso, ny sofina ary ny takolaka
Mitovy hevitra: heringerina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The temples or the back of the ear [1.2]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/29