Teny iditra fihazonana (hazona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitanana, tsy fanomezana olona ny tokony ho azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce avec quoi on retient, frein, et tout ce qui sert pour retenir, l’action de retenir [1.3]
 Patère, ancrage [1.13]
Ohatra 
1Na homeny anao daholo aza, fihazonana no ahy. [2.298]
2Rahefa tsy vadiko intsony ny zanak' Ingahy Ranjalahy, izay nanome asa ahy noho ny maha-vinantony ahy fotsiny, dia raisiko ho famelezana ny hambompoko ny fihazonana ahy amin' ny asa. [2.529]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09