Teny iditra fihainoana (haino)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanongilanan-tsofina mba handre; fanekena (fangatahana)
Fitaovana entina mihaino
Fitaovan' ny Dokotera ampiasainy hihainoana ny fitepon' ny fo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A stethoscope
Auscultation [1.2]
Fanazavàna teny frantsay L’action d’écouter
Cornet acoustique, le stéthoscope [1.3]
 Ouïe
écouteur [1.13]
Ohatra 
1Nisy lonilony tamin-dRafotoana koa noho ny lalàna momba ny fihainoana kabary. [2.508]
2Ny fahasarotan' ny mizara ve hita koa any amin' ny fankamamiana sy ny fihainoana ny hafa? [1.369]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/03