Teny iditra |
faravodilanitra
|
Singan-teny | fara ; vody ; lanitra |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ilay faritry ny lanitra erỳ amin' ny taza-maso, izay toa mikasika amin' ny tany: Efa hariva ny andro: misafoeafo ery am-poravodlianitro ny masoandro [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | (fara vodi-lanitra) The horizon [1.2]
|
| The horizon [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Horizon [1.8]
|
Ohatra |
1 | Any an-koatr' irý faravodilanitra iry!
[2.499]
|
2 | Mitazana ny faravodilanitra nidifian' ny tafiky Radama.
[2.528]
|
3 | Na ho aiza na ho aiza, na hankany amin' ny faravodilanitra aza, tongako!
[2.357]
|
|
Voambolana |
|