Teny iditra |
fanondro
(tondro)
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manondro, manoro amin' ny tanana Azo tondroina: Tsy mba fanondro ny fasana, hoy ny Ntaolo [1.1]
|
|
Teny iditra |
fanondro
(tondro)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe: Iza ary no lava, ny fanondro sa ny manarapoana? [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The index finger; lit. the pointer. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'index [1.3]
|
Ohatra |
1 | anefa mijoro teo ihany, nanalava tenda na nanilika azy tamin'ny fanondro miangentsana.
[1.281]
|
2 | ilay olona manompa no manatsofoka ny ankihibehiny eo anelanelan' ny fanondrony sy ny fanondro adalany.
[1.519]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
|