Teny iditra fandrasa (rasa)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandrasa
Azo rasaina: Tsy loba fandrasa ny taolana [1.1]

Teny iditra fandrasa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Voromahery [1.78]
  [Bara] Papango [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] [Mod. s. from mandrasa (rasa).] A species of long-legged hawk. Scelospizias franciscoe, Sm. Same as firasa. [1.2]
Anarana siantifika Scelospizias franciscoe
Voambolana 
Anaram-biby 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20