Teny iditra fanatanjahantena
Singan-teny fanatanjahana ; tena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ fanatanjahan-tena ] Fitambaran' ireo fampiasan-tena isan-karazany: fandehanana an-tongotra, hazakazaka, fibatan-javatra, lomano, fanetsehana ny tanana, sandry, tongotra, fanalefahana ny hozatra, sns... mba hanatanjahana, hanamafisana ny tena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay éducation physique [1.13]
Ohatra Ireny fihetsiketsehana sy fanatanjahantena rehetra ireny dia vao mainka nampisy aina ny fitaizana sy ny fampianarana teo Antanisoa. [2.356]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/24