Teny iditra | fanasaliana (saly) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fametrahana (hana...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; fanamainana hena na hazandrano amin' ny setroka [1.1] | |
Fanatanitanihana amin'ny afo [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Fumage [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Tovy hevitra | fanasalisaliana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |