Teny iditra | fanadontoana (donto) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hampaharenina, izay hahadombo, hahadonto; fanadomboana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Celui qu'on abrutit, qu'on endurcit souvent; manière d'abrutir [1.3] | |
Action d'abrutir [1.5] | ||
Teny iditra | fanadontoana (donto) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba ampiasaina mba tsy handre maharary ny faritra iray [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Anesthésie [1.13] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |