Teny iditra fampitanana (tana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra apetraka ho antoka: Tsy manam-bola intsony Rakoto ka ny famantaranandrony no napetrany ho fampitanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Rel. s. from mampitana (tana).] A pledge, security, hostage. See antoka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay (dans toute l'île) Nom des philtres d'amour, que les femmes administrent à leurs maris pour qu'ils leur restent fidèles. Ce sont en général des préparations anodines. La plus réputée est la tisane faite avec la racine du riz, Oryza sativa L. (Poaceae). [1.196]
Ohatra Ary hoy izy: Inona no fampitanana homeko anao? [2.996]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31