Teny iditra | famotsiamaso | |
Singan-teny | famotsiana ; maso | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny faritra fotsy anoloana amin' ny maso, izay boribory somary mivohitra ary tantera-pahazavana [1.1] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07 |