Teny iditra |
famoha
(foha)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut faire lever, manière de faire lever [1.3]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
famoha
(voha)
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mamoha Azo vohaina [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut ouvrir, manière d’ouvrir [1.3]
|
| [Tankarana]
Qui sert à ouvrir. [1.19]
|
Ohatra |
1 | Lasa narahiny moramora Ibaomaria, notakolahany tamin' ilay varavarana atsinanana tsy mba famoha loatra.
[2.499]
|
2 | Ary Iampelasoamananoro dia nankeo am-baravarankely, ary Ibonia nankeo am-baravarambe, ka dia nampiarahiny ny famoha ny varavarana;
[1.406]
|
|
|
Teny iditra |
famoha
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Arbre [1.19]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|