Teny iditra faminaniana (vinany)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filazana mialoha ny zavatra ho avy noho ny tsindrimandry na noho ny faminavinàna ara-keviny fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A prophecy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'action de deviner, de prophétiser, la prophétie, le temps, le lieu [1.3]
 Prophétie [1.8]
Ohatra 
1Tsy tena vaovao anefa izany faminaniana izany. [1.369]
2momba ny fanandroana sy famantarana vintana ary ny faminaniana. [2.508]
Voambolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20